| Entry | 1 lany andro |
| Elementary words | 2 lany, 3 andro |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|